Azovy
Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy Fahazavana
Azovy
Azôvy zaka tianao,
Misafidy ny tena tsara ianao
Fiadanana an-danitra any e,
Sa eto an-tany e?
Omeko ny tena tsara ianao e,
any am Tompo e…
Omeko ny tena meva ianao o, ,
any am Tompo e…
Any no misy ny paradisa,
any am Tompo e…
Ny fiainana any tsy hita isa e,
any Tompo e..
Azontsika azontsika jiaby e, ilay fiainana e,
Azontsika azontsika jiaby e, ilay fiadanana
Azontsika azontsika jiaby e, hasambarana e,
Azontsika azontsika jiaby e
Oia oia e e
oia oia e e
oia, oai e e
oia oaie e e