Azonao an-tsaina ve

SLK 'lay Mpiantsa Soa

Azonao an-tsaina ve


MBA AZONAO
Azona an-tsaina ve?
Fa ny Tompo ihany nomiahy anao e!
Azonao hambara ve?
Fa Izy ihany no miahy anao e!
Azonaolazaina ve?
Fa Kristy maty ho anao e! oh! Oh! Oh!


Mbola maro ny olona no mbola tsy tonga saina
Variana manompo zavatra hafa dia very maina
Na vola io na harena dia tsotra ihany
Io no lohalaharana hatrany hatrany


Tsarovy anefa fa diso hevitra raha izany
Raha mbola izany no hiainanao eto an-tany
Fa tsy misy ny olona fanahy hamonjy anao
Afa tsy any ambony mahita anao eh


Izao ary dia ovay ny famindranao
Mba tsy ho variana amin’ny fiainan’izao tontolo izao
Na sikidy ion a sampy ario ho very
Fa Kristy Tompo ihany no mahery


·