Azonao ( Tida Kenny )
Welvi Waves
Azonao ( Tida Kenny )
Hazonao ny hatsaragna ah
Kofa anao mitsiky
Adignako asaloha nahy jiaby eh
Zay pozy ataonao, Mahavariagna ah
Zaho tsy te hiala, Ankilanao ro maha tamagna
Eh Eh ! Aza misy ny vintagna ah
Sagnatria ! Aza misy raha hialako anao ooh
Eh eh ! Matinao eky zaho
Hazonao aro zaza Igny eh
Fiarahagna feno hafaliagna
Maro tsy tia, maro mpandrara ,mankahala
Na teo ny ologna, anao tsy niala ah
Fa vao maika nifikitra , vao maika anao tamagna
Eh eh ! Aza misy ny vintagna ah
Sagnatria ! Aza misy raha hialako anao ooh
Eh Eh ! Matinal eky zaho
Hazonao aro zaza Igny eh
Haha ! Hatsian , Zay raha fy ei
Zah kony tsiary nankatia
Olo karaha nataoko
Mankatia anao io ai
Hisaraka vao ? Oumoah
Aza misy ny vintagna ai
Tiako amin-tsika zegny
Mbo faty ny hisarahagna ai
Sa karakory hoz’anao ?
Yes ! Eh eh !
Aza misy ny vintagna ah
Oh sagnatria ah
Aza misy raha hialako anao
Matinao eky zaho
Hazonao aro zaza Igny eh
E-mail : donsdonito@gmail.com