AZAFADY INDRINDRA

DAFAH

AZAFADY INDRINDRA


Azafady indrindra re kaky o !
Fa tsy misy mihitsy fanahy o !
Ny kitay anefa dia maro o !
Ao ny mando maina mifangaro o !


Aza faly manankiana
Zay ka (4x)
Ny famaky ro no simba o !
Ny vava tsy hay ratsahatra o !


Ny sakafo
Mila masaka
Marina (2x)
Sa ve zany
Tsy mba marina
Dia mangina
Raha tsizy arina
Dafah mangina
Eo anatrehany
Ady sakoroka
Tsy hay tohaina izany e !


·