Aza matahotra
Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha
Aza matahotra
AZA MATAHOTRA
Henoy ny Tompo miteny manao hoe aza matahotra ianao
F’ Izaho momba anao tsy mahafoy anao, tsy mahafoy anao
Ary aza mierikerika foana na koa miahotra
F’ Izaho eny Izaho no Andriamanitrao Izaho no Andriamanitrao
Raha reraka ianao dia Izaho, Izaho no hampahery
Izaho hamonjy anao raha toa ianao ka mila ho very
Ny tanan’ny fahamarinako no hintantana anao
Ambany elatra fiadanana no hiarovako anao
Henoy ny Tompo miteny manao hoe aza matahotra ianao
Fa izaho eny Izaho no Andriamanitrao Izaho no Andriamanitrao

Fa izaho momba anao tsy mahafoy anao tsy mahafoy anao
Ary aza mierikerika foana na koa miahotra
Fa izaho eny Izaho no Andriamanitrao Izaho no Andriamanitrao
A/C : Seta M. RAMAHEFAHARISON ©Kanton’ny Fanantenana - Février 2015