Aza mandany andro

KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena

Aza mandany andro


aza mandany andro ny handeha hivavaka
Aza mandany hery raha toa feno aizana ianao
Raha tsy mahay mamela ny helok’ireo fahavalonao


Ny lanitra ho anao dia lanitra feno fitiavana
Ka aoka tsy ho diso hevitra amin’ny toetra Ianao


Miova (tiavo ny ankohonanao)
Miova (tiavo ny rahalahinao)
Miova raiso Jesosy
Miova (diovy ny sainao anio)
Miova (manaova saina madio)
Dia ho ao aminao Jesosy


·