Aza manadino

NV

Aza manadino


Andàlana hody aho ilay indray alina iry
No sendra anao, sariaka tsisy ohatr’izany
Tsy lavitra teo dia efa tokony hivily,
Ndry hiantsinana moa zaho hianatsimo


Ndraso kely aloha
Eo vetivety
Tsy mahatokana aho
Raha mba mety


Atero mody aho
Hoy ianao
Nitsiky vendrana aho
Nanaiky yeah


Zarantsiaka izay andro efa alina any
Tsy nihevitra ny hitady vam
Antanimena, besarety hatrany mahazo
Vita dia an-tongotra milanto ee


Aza manadino
Fa mbola te ahita anao aho


Nafana tsara ilay indray alina iry,
Raha sitrakao ndao mbola hanao


·