Aza mampifilafila

Amboaram-peon'i Betela

Aza mampifilafila


Tsy misy mahavita tena re
Na ianao, he na izaho koa
Firaisan kina no lehibe
Amin’ny asa mahasoa


Ref:
Raha misy iray na roa
Miantso ilay Tompo soa
Ao anatin’ny tempoliny
Manoloana eo ny Fanahiny


Omeo ny talenta anananao
Omeo satria ilain’ny Tompo ireny
Atolory azy amin’ny fo madio
Atolory Azy re!


·