Aza kivy

svm mamoriarivo fitiavana

Aza kivy



  1. Mampanahy anao ny fiainana sy ny ho avy
    Izao tontolo izao tsy milamina
    Ady etsy sy eroa
    Tsy hita izay mba tokony hahasoa
    Fa ratsy avokoa


Ref: Aza kivy ianao
Na mamoy fo toy izao
Ny Tompo miantso anao
Ka avia Dieny izao



  1. Torovana ianao mitady izay ho anjara
    Moa mbola ao ve ilay Ray mpiahy
    Ka tsy hita izay aleha fa maizina ny manodidina ahy
    Ka mampamohy fo


·