Aza avela irery aho

Antokom-pihira Vetson'i Siona

Aza avela irery aho


Ref: Aza avela irery aho Jesoa
Aza avela aho fa mila Anao tokoa
Fa maro ireo mitady handrava e,
Hanakana ahy tsy ho any Aminao


I. Fa mahery loatra anie,
Mahery loatra ny asan’i Satàna
Kanefa olombelona ihany any aho
Mila ny herinao Jesoa handresena azy


II. Ozongozonin’ireo anie
Ity finoako efa lalim-pàka Aminao
Tsy ho azon’izy ireo mihitsy any aho
Satria Ianao Jesoa no miaro ahy


© Vetson’i Siona


·