Avy Masiaka

Black Nadia

Avy Masiaka



  1. Nisy moment zah
    Mba nangala congé
    Satria za mikarakara
    Mon petit Bradley
    Nimenomenona nareo mpankafia
    Tamin’ny télé sy FB
    Hoe aiza hono ianao
    Ry maman blindée


Misy antony aho matoa tsy taitsa
Ka androany aho vao hoavy ndraiky
Tsy manao fiavin’ny tafara
fa zah Mbola hamita devoir
(De lalana efa vita mbola ho tohiza)


Ref: Afehezo ny ceinture
Hereo soa ny fermeture
Fa tsy miaraka amin’i Black eh
Tsy vitavita io n’y androany eh
Vangoako mare, vangoako mare


Avy masiaka eh (x8)



  1. Hafa avao ny tompony
    Tsy miahotsahotsa eh
    La mozika toy
    Indesiko maty eh
    Ndre iha hi sabotazy
    Ndre iha hanely tsaho
    Ampy izay koa eh
    fa navy ndraiky zaho


Zaho eto anao mozika hampandihy antsika
Ambiansy tsy fahita Io tsy vita
Alaviro ratsy ampiliro ny soa
Tsy misy mihemitsy fa mirosoa
Tsy misy mi abandonne


Ref : Afehezo ny ceinture…


Tonga de ny Vava aloha tsy miandry ela
Tsisy qu est-ce qu’il y a fa Tonga de lera
Vangoako mare
Retour du flamme
Iaho tsy ho reseeee
Coco…. kôtôkôtô….
Olo-jiaby mi danse



·