AVY FANAHY MASINA

SHIYR

AVY FANAHY MASINA


Avy Fanahy masina !
Mameno ahy
Mila ny hosotrao aho
Avy am-kery
Fanahy o ! tiako Ianao
Babonao ny foko
Ary isan’andro hitombo
Amin’ny fitiavanao


Hikasika ahy ny Fonao
Ny fianako an-tananao
Sintomy anilanao aho
Hatsapa hery vaovao
Tsisy toa ‘lay toeranao
Hifanatri-tava hideranao
Amin’ny Fanahy sy Fahamarianana


·