Avia midìna

Feon'ny fiderana

Avia midìna


Fanahy Masina ô!avia ka manatreha anay e
Tongava ka fenoy ny atilalin’ny fanahy e
(Fa mila anao izahay)²
Midina ka mamenoha anay Ianao Fanahy


Ref:Avia midina,avia mamenoha anay e
        Izay rehetra nandray Anao
        Dia nomenao hery ho zanakao
        Avia midina,avia mamenoha anay e
        Fenoy ny hosotrao izahay ry Ray


Tompo ô!zava_poana ihany ny fahaizanay e
Tsy amin’ny tanjakay fa amin’ny herin’ny fanahy
(Kasiho izahay)²
Midina ka mamenoha anay Ianao Fanahy


A/C : Carini


·