Avia hoy Jesosy
FEO MIRINDRA
Avia hoy Jesosy
… Avia avia
Hoy Jeso be fitia…
Ny fiadanako hoy Jesosy no omeko anareo
Tsy toin’ny fiadanan’izao tontolo izao
Fa fiadanana doria fiainambaovao
Ny finona anatinao no hatanteraka
Mankanesa eo aminy izay rehetra reraka
Avia avia hoy Jesô be fitia
Koa matokia fa izy homba ary koa hitantana
Mandrapahatapitr’izao rehetra izao
Koa aza manahy n’inona manjo anao