Avia Fanahy Masina
Hanitr'ilay Fo Tia
Avia Fanahy Masina
Ref
Avia Fanahy Masina o
Midina ao am-ponay
Fenoy ny hery avy Aminao
Izao mpanomponao izao
1)Tongava mba hanavao indray
Ny ato anatinay
Ka ho tanteraka tokoa
Izay sitraky ny Ray
2)O hafanao ny ao am-po
Ka mba hahay misaotra Anao
Ka ny asa izay atolotrao
Ho vitanay tokoa