Ave Maria

Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A)

Ave Maria


Reniko Izy ka tsy foiko
Mandra-pialako, amy ity tany fandalovana ity
Fa feno hatsarana ny hatanorana


Manganohano ka tsy tàna
Ny ranomaso, fa mijaly mitomany isika eto an-tany
F’any ilay Reny manova hafaliana ireny


Henoy rankizy izany feo
Mamelovelo, faniriana nao ho tafita r’any aoriana
Henoy re izy fa mitondra am-paradisa


Maria ô ! Maria ô !
Henoy ny antsoko
Te hihaona aminao doria
No hany ventsoko


AMALA


·