Atopazo
Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A)
Atopazo
Atopazo ny masonao
Eny an-tendrombohitra eny
Tazano iny lanitra iny
Any no hasambarana miandry anao
Manaova asa soa re
F’izany no hasambarana
Tiavo ny namanao
F’izany no tsara indrindra
Ka manetre tena re
F’izany no sitraky ny Ray
Tiavo ny fahavalo
F’izany no didy lehibe
AMALA
A\C : Donah RATSIMBAZAFY