atombohy ety

Chorale Taratr'i Maria

atombohy ety


Atomboy ety ,an-tany ety e!
Ny fitiavana nomen’ i Jesoa anao !
Ny lanitra no paradisa
Ampanantenein’i Jesoa anao


Aio io Aio io Inty aho Jesoa
Aio io Aio io Iraho Aho Jesoa


Tsisy afaka mankany amin’ny Ray
Raha tsy amin’ ny Anarany
Jesoa no Lalana sy Fahamarinana
Ary Fianana mandrakizay


Tano aho Jesoa tsy hiala anao
Fikiro aho ho eo an-tananao
F’ianao no lalana sy fahamarinana
Ary fiainana mandrakizay


·