Atolory

None

Atolory


1- Atolory
Ny tenanareo
Ho sorona velona, voatokana
Ho an’Andriamanitra, ho ankasitrahany


Réf : Fa izany (fa izany)
No fanompoana (mpivavahana)
Tokony ataonareo
Fa izany no fanompoam-pivavahana
tokony ataonareo


2- Tompoy, ny namanareo
Mihoatra ny tenanareo
Araka ny finoana sy fahendrena,
nomen’izy Tompo Andriamanitra


3- Mankahalà ny ratsy ianareo
Fikiro ny tsara


·