ASEHOY ANAY NY ENDRIKAO
Antokom-pihira Vetson'i Siona
ASEHOY ANAY NY ENDRIKAO
- Asehoy anay ny endrikao
Iaveh ô (x3)
Izany endrikao izany
Iaveh ô (x3)
Omeo ny faminjenao izahay
Asehoy anay ny famandram-ponao
REF: Ho tonga any Aminao anie
Ny fitarainako ou! ou! Ny fitarainako
Làlana mideza feno tsilo
Iaveh ô (x3)
Izany lalana mankany
Iaveh ô (x3)
Tsy mba misy hany mba mazava
Fa dia tena kitroky ny haizina
REF: Ho tonga any aminao anie
Ny fitarainako ou! ou! Ny fitarainako
Mba tsarovy ity mpanomponao
Iaveh ô (x3)
Raha ho avy ny farandro
Iaveh ô (x3)
Manantena fitahina
Izahay (bis)
Fitahina sesehena avy Aminao
REF: Ho tonga any aminao anie
Ny fitarainako ou! ou! Ny fitarainako