ASAN'NY FANAHY

LES JUVES

ASAN’NY FANAHY


                  ASAN'NY FANAHY                               



  1. Mandehana araka ny Fanahy
    Dia tsy ahatanteraka filàn-dratsy hianareo
    Manekè tarihin’ny Fanahy
    Dia tsy ho ambanin’ny lalàna hianareo


    REFRAIN
    Raha velon’ny Fanahy isika
    Dia aoka andeha araka ny Fanahy
    Aok’isika tsy handrani-tena foana
    Ka hifanaratsy sy hifampihalona




  2. Aza mandeha araka ny nofo
    Ka hanao ny filan-dratsy hianareo
    Fa ny nofo anie ka mamitaka eeh
    Mba tsy handovanao Fanjakan’ny Lanitra


        3)  Fa ny nofo manohitra Fanahy
    Dia ny andehananao amin'ny maizina
    Ary miavaka vokatry ny Fanahy
    Dia Fanaovan-tsoa sy ny Fahamarinana



LES JUVES
Mardi le 20/10/2020 à 05h 47 min
Vavatenina


·