Asandratro ny Anaranao

FiFa Groupe

Asandratro ny Anaranao


Efa trotrakin’ny ota aho Tompo o
Nefa Ianao tsy mba nahafoy ahy
Rendrarendra sy loto nameno ahy
Saingy Ianao tsy nanary ahy
Nitsinjo Ianao, nampahery
Nandrava ireo sento niainako


	Ref : Ka asandratro ny Anaranao

Deraiko sy ankalazaiko isan'andro izao
Nohon'ny fitiavanao no naha toy izao ahy
Ka isaorako Ianao

Nanehoanao fitiavana aho Ray o
Novonjenao tamin’ny adalana
Notahianao ny fiainako rehetra
Ka hidera Anao mandrakizay aho
Ref : ——


·