Asandratro Avo
FiFa Groupe
Asandratro Avo
Ref : Asandratro avo ny anaranao
Fa mendrika ho deraina Ianao
Anao ny fanjakana (fahefana), ety an-tany
Hatrany an-danitra any
Misy hery vaovao izay manjaka ato anatiko ato
Fanahy Masina izay navelany ho ahy
Mpanjaka Izy, sy mahery
Hankalazaiko ianao ry Jesosy
Ref :…
Na ho misitery amiko aza izao fiainana izao
Ny finoako dia tsy miova fa ao Aminao
Fa sambatra aho, tena sambatra aho
Fa mbola eo Ianao, tsy mba mandao