Asandratro

SLK 'lay Mpiantsa Soa

Asandratro


ASANDRATRO
Asandratro ny dera, Asandratro ny laza
Ho Anao Ilay nanao izao tontolo izao
Asandratro ny kalo, asandratro ny hira
Hilazako famahery Ianao


Tsy misy zavatra na olona
Azo oharina amin’ny fahlehibiazanao
Fa mahery nohon’ny mahery indrindra Ianao Ray ô!


Tsy misy ny tahaka Anao ô! ô!
Fa lehibe tokoa ny herinao
Tsy misy ny tahaka Anao ô! Ô!
Fa Ray manan-daza Ianao


·