Asandratray Ianao

Ny Antso Fiakarana

Asandratray Ianao


Asandratray ianao
Sy ilay anaranao
Izay tsara tsy mifindra
Voninahitra avoir indrindra
Ka anandratra anao zay zanakao


Réf: Ka iza no tsy hidera anao ry kristy
Ka ny firenena hiankohoka aminao
Fa ianao iany ny noho masina ary koa
Manjaka ao ampoko ianao ry jesoa


Asandratray ianao
Ka hobio sy derao
Ka velomy re ny hoby
F’izy efa ao antranon’omby
Tonga olona izy izao mba ho anao


Réf: Ka iza no tsy hidera anao ry kristy
Ka ny firenena hiankohoka aminao
Fa ianao iany ny noho masina ary koa
Manjaka ao ampoko ianao ry jesoa


Asandratray ianao
Ka hobio sy derao
Ka velomy re ny hoby
F’izy efa ao antranon’omby
f’efa teraka ho anao
ka hobio sy derao
tonga olona izy izao
noho ny otanao


A/c: Lafatra Razafimandranto


·