Asandratray

None

Asandratray


Miderà an’I Jehovah fa tsara Izy
Mandrakizay ny famindram-pony
Iza no mahalaza ny asa lehibe nataony
Na mahatonona fiderana Azy


Asandratray ny feo
Ankalazana Anao
Satria mahery Hianao
Ho Anao irery izany Tomponay
Ho Anao irery izany dera laza ansandratray


Anandratra ny voninahitrao
Izahay mpanomponao
Fa mendrika ho Anao izany
Hihira ho Anao izahay
Raha mbola velona ety an-tany
Ka hatrany an-danitra any


·