Asandratray
GAFLI
Asandratray
Do dia D
Ref: Asandratray izao ho fiderana Anao
Mpanjaka lehibe ‘zany feonay
Ankasitraho fa vokatry ny fo
Sy ny fanahy koa
Izay manery anay mba hihoby Anao Tomponay
1-Izay rehetra ety an-tany
Tsy misy izay toa Anao
Fa voninahitra tsara mandrakizay
Sy feno hery ny fanjakanao
2-Izay rehetra an-danitra any
Dia mampiseho ny herinao
Ianao Ray Tsitoha tsy manam-paharoa
No Tompo lehibe Mpanjaka ao