ASANDRATO NY HIRA FIDERANA
STK FJKM Ambatomena Antananarivo
ASANDRATO NY HIRA FIDERANA
Asandrato ny hira fiderana
Ho an’ilay Mpanjaka
Ny voninahitra
Isaorana anie
’lay avy tamin’ny avo
Tonga tety an-tany
Hamonjy ny olony
Koa asandrato mafy
Ny hira fiderana Azy
Asandrato ny feo fihobiana
Ny Tompo Tsitoha
Sy ny lazany
Manerana ny tany
I Kristy Mpanjaka
MihirĂ ho Azy
Antsoy ny Anarany
Ho anao ao ka hifaly
Ho anao ‘zay mitady Azy
Ho anao foiny ho anao mandrakizay
ny lanitra sy ny fiainana mandrakizay