ASANDRATO AVO

Feo Fi APU Am

ASANDRATO AVO


Asandrato avo ny Fiderana,
Andrandrao ny lanitra,ka misaora.
Ilay Mpanjaka an-danitra ao Kanana
Andrandrao ny lanitra,ka misaora


Raiso ny valiha tendreo(Tendreo Tendreo)
Ny lokanga soa tsara feo (tsara feo)
Ary ny mozika rehetra(Rehetra)


Ka derao derao
ilay nanao ny lanitra ho seza (Ny lanitra)
Fiandrianany ary ny tany(fiandrianan’ny)
Fitoeran-tongony(Tongony)
Asandrato avo ny Fiderana,
Andrandrao ny lanitra,ka misaora


·