Asandrato

Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A)

Asandrato


Ampiasao re, izay nomena anao
Mba ho fantatry ny maro hoe :
Tia anao ny Ray


Asandrato izao
Ilay Andrinao
Tonga izao ny andro
Isehoanao


Miantso anao ny Tompo
Mivonona ianao
Mitafia hery
Ka reseo ny ratsy


Moa fantatrao
Fa ho sarotra
Zany làlanao
Fitsapana re.


AMALA


·