Asandrato

Amboaram-peo Hoby Vontovorona

Asandrato


Key D
Asandrato avy ao am-po ny feo
hidera ny Tompo,
F’azy irery ihany anie
ny Voninahi-dehibe.


Aok’ary isika hanao mozika,
Hihira hoe: haleloia


(Voice 1-2) Haleloia haleloia
Velomy ny hoby ka mihirà
(Voice 3-4) Haleloia mihirà
Haleloia mihirà


(Voice 1-2)Haleloia haleloia
(Voice 1-2-4)Velomy ka mihirà.
(Voice 3-4) Haleloia mihirà
(Voice 3) Haleloia haleloia


Aok’ary isika hanao mozika
Satria manambara hafaliana
Tsy asiam-pihafiana.


A/C Ndriana Rolando


·