Areheto

KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena

Areheto


Areheto indray ny jironao sao tara loatra
(Manolora tena indray)
Fa tsy ho ela dia ho avy indray ny Tompo



  1. Efa miseho avokoa izay voalaza
    f’iseho eto an-tany


Mijoroa tano mafy ny finoanao
Mba tsy ho voafitaka ety



  1. Izao no andro mety hanomanatsika
    ny fitsaran’ny lanitra
    Mijoroa tano mafy ny finoanao
    Mba tsy ho viafitaka ety


Jeso no fanilonao ety
Jeso no apinga miaro ety
Jeso no famonjena ho anao


Jeso no mitantana ny dia
Jeso tsy mahafoy anao ety
Izy no mpanalalana anao


·