Arahabaina

Njara Marcel

Arahabaina


Eeeh manahoana e,
Salama ianareo
Ino vaovao e
Eeh arahabaina
Fa samy velon’aina
Ka tratry ny maraina


Izahay salama fa malahelo
Dia tonga mamangivangy
Mila hafanana avy aminareo
Mitady fitiavana aminareo
Havana jiaby
Mila fitia


Koa samy manala azy ary isika
Dia aza avela hangatsiaka.
Aleo hilamina fa tsy tsara ny miady
Fa fety androany, mozika be tsy ho lany.


Eeeh manahoana e,
Salama ianareo
Ino vaovao e
(Salama ianareo)
Eeeh manahoana e,
Salama ianareo
Ino vaovao e
(Ino vaovao)
Eeh arahabaina
Fa samy velon’aina
Ka tratry ny maraina
(Velo velo velo velo)
Eeh arahabaina
Fa samy velon’aina
Ka tratry ny maraina


Aieeeh, Aieeeh


Mmmm, Salama gôna
Akory drako
Salama va an-tegna
Mbola tsara atsika
Akory koahy
Akory iaby e
Manakory lehereo


Hmmm
Isika any am-pita


Eeeh manahoana e,
Salama ianareo
Ino vaovao e


Eeeh manahoana e,
Salama ianareo
Ino vaovao e
(Ino vaovao)


Eeh arahabaina
Fa samy velon’aina
Ka tratry ny maraina


Eeh arahabaina
Fa samy velon’aina
Ka tratry ny maraina


·