Arahaba
SLK Ambohidroa
Arahaba
FIV: Arahaba dia arahaba
Ry havanay, ry havanay rehetra e!
Ianareo, ianareo tonga aty
Amin’izao andro anio izao
Fo feno fitiavana Ray e! e!e!
Sy fanajàna anie ho aho e! e!
No atolotray anao e
Kristy Mpamonjy
Ty volafotsy anie ho aho e!e!
Na volamena anie ho aho e
No atolotray anao e! e!
Kristy Mpamonjy