APETRAKO
STK FJKM Ambatomena Antananarivo
APETRAKO
Apetrak’eo antananao ry Tompoko (Tompoko)
Fa sarotr’e ! izany lalako
Tsy misy anie ny mampahory eo anilanao
Fa rakotra hafaliana ny fo
Ny lalanao no lalako ry Tompoko (Tompoko)
Ny sitrakao no ho sitrako
Ka na ety n’hatrany ankoatra izay voatendrinao
Akaikinao ‘zay no mamiko
Mamela ny fahotako, sy ireo hadalako
Tompo o! eny hifonako
(Fa Ianao) Ianao no antenaiko ho Mpitarika ny saiko
Fa satria Tompoko Ianao