AORENO

IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka

AORENO


Aoreno ny saina amin’ny finoana
Herezo f’aza malaina, Jesosy efa mandondona
Vohay Jesosy Tompo ary ampandrosoy e
O diovy ny foko, ny heloko vonoy e


Ny fiainana an-tany feno rendrarendra
Zava-poana ihany, fitaka mamandrik’(a) aina
Ny devoly dia fetsy, izay mambabo ny fo
Olo-maro no resy ka mila vonjy avokoa


Isika no misafidy izay ho tompoina
Ny mamy sa ny mangidy, fidio izay ho Tomponao
Jesosy dia famonjena, sambatra izay mino Azy
F’izay an’ny satana hijaly mandrakizay
IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka


IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka


·