AOKA SAMY HIDERA
Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)
AOKA SAMY HIDERA
Oh Venteso ny hira fiderana (2)
Venteso Fiderana Venteso
oh oh oh oh oh oh Fiderana
(solo)
Miara-mankalaza an’Ilay Avo (oh oh)
Hankalaza (oh oh)
oh oh oh oh oh oh oh Derao
Midera Azy amin’ny fitsofan’anjomara
Midera Azy amin’ny anjomara
Midera Azy amin’ny valiha sy ny lokanga
Amin’ny valiha sy ny lokanga
Midera Azy amin’ny zava-maneno tendrena
Amin’ny zava-maneno tendrena
Midera Azy amin’ny fo feno fifaliana
Amin’ny fo izay feno fifaliana
Midera Azy amin’ny fo feno fifaliana
Aoka hidera hanandra-peo ka samy hidera an’i Jehovah…
**FMZ