AOKA MBA HO MASINA
AMPIZIFA
AOKA MBA HO MASINA
Aoka mba ho masina ianao
sy izay rehetra momba anao
fa masina Jehovah Andriamanitrao
ka mba ankatoavy sy hajao
F’efa nafoiny ny ainy
ho fanavotana antsika
teo amin’ny hazo fijaliana
no nanehoany f’Izy tia anao
Aoka mba ho masina ianao
masina toetra sy fanao
ny fiainanao rehetra atolory Azy izao
omeo hanjakany ny fonao
F’efa nafoiny ny ainy
ho fanavotana antsika
teo amin’ny hazo fijaliana
no nanehoany f’Izy tia anao
Aoka mba ho masina ianao
fa mandalo anie izao andro izao
ireo ratsy izay natao hifony hambarao
dia aoka mba ho masina ianao
F’efa nafoiny ny ainy
ho fanavotana antsika
teo amin’ny hazo fijaliana
no nanehoany f’Izy tia anao
F’efa nafoiny ny ainy
ho fanavotana antsika
teo amin’ny hazo fijaliana
no nanehoany f’Izy tia anao
Izy tia anao, tapaho ny hevitrao
ka aoka mba ho masina ianao