AOKA HO TONGA

APF TANGAINA

AOKA HO TONGA


Aoka ho tonga
Ho tonga amiko
Ny famindram-ponao Jehovah o!
Dia ny famonjena ahy, Ho to ny teninao
Koa arovy aho, ambany elatrao


Ray o!!! Tompo Mahery o!
Lalan-tsarotra izao diaviko izao
Ray o!!! Tompo Mahery o!
No ho velona mandrakizay doria


Ka tsy hahatahotra ny loza sy izay rehetra eo aminy aho
Satria diso, diso izy ireny


Ray o!!! Tompo Mahery o!
Lalan-tsarotra izao diaviko izao
Ray o!!! Tompo Mahery o!
No ho velona mandrakizay doria


·