AOKA HANJAKA

Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala

AOKA HANJAKA


–Aoka hanjaka
Ao am-ponay ilay Fanahy
Hiorim-paka
Hanavao ny fiainanay
Ka hazava toa ny Anao
‘Lay fo vato feno lao
Mba ho voninahitrao
Manjakà ao am-ponay ao


–Eto Ianao
Miahy ny fiangonanao
Tsy babon’ireo manda apetrakay
Ilay fitiavanao
Sy ny soa namonjenao
Hiantranao ny zanakao
Hatrizay ka hatrizao


Rainay ao
‘Zay mitoetra an-danitra ao
Mba tefeo hankatò ny teninao
×Ampianaro hifamela
Ampianaro hitia
Ka ho fianarana
Ho an’ity firenena 2


×Ry Rainay ao an danitra
Ho tonga anie ny fanjakanao 5


·