AOKA

Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha

AOKA


Salamo 19 : 14


Aoka, Aoka ny tenin’ny vavako
Aoka, Aoka ny fisainan’ny foko koa
Samy hankasitrahana eo imasonao Jehovah o !
Dia Ianao Jehovah vatolampiko sy Mpanavotra ahy !


A/C : Seta M. RAMAHEFAHARISON
©Kanton’ny Fanantenana


·