AODY RY LAMOZIKA

DAFAH

AODY RY LAMOZIKA


Aody ry lamozika
Manao azafady aminareo Dafah
Fa betsaka e ! e !
Manao hasoparana mozika
Be dia be


Alahelo, alahelo
Nandravana anareo
Raha mbola ao (2x)
Talenta nomenjanahary
Tsy kivy


Ny fiainako anie
Dia lamozika e !
Raha ts’tsisy anazy e !
Dia tsisy fika ee !
Mahere, mahereza
Ry Dafah
A ! a !
Ny talenta
Nomenjanahary
tsy ho foana e !
mahare, mahereza
ry Dafah aba


·