AO AMBONY AO

A.FAM

AO AMBONY AO




  1. Ao ambony ao no misy toeram-baovao
    Ao an-danitra ao ilay paradisa vaovao


            Andriamanitrô ! Midera Anao izahay 
    Andriamanitrô ! Mba raiso re ny vavakay



  2. Mivavaha isika ety ambonin’ny tany
    Fa zava-poana ihany ny fiainana ety an-tany


             Andriamanitrô ! Midera Anao izahay 
    Andriamanitrô ! Mba raiso re ny vavakay



·