Any ho any

Sultan Mtf

Any ho any


Hey Malala!
Any an-tany lavitra any ianao ve
mba mahatsiaro ahy
Raha fitiavana matotra baby aiko ianao fa manana
Dia aza ela loatra baby fa marary aho , mamanala
Omaly ihany ny androny


Refrain: Any ho any ianao asa raha mahatsiaro ahy
Any ho any ianao asa raha mahatsiaro ahy
Sa efa nanadino ô , sa efa nanadino ô , sa efa nanadino ô , no , no , no , no , no , no , no


Lazaiko anao baby ny tena marina
Mahazo ny Man rehefa tena marina
Mila tsy ho lany hatramin’ny hanina
Tena mijaly satria ianao io mamy e
Fa raha mbôla eto an-tany
Ny ahy ianao hatrany hatrany
Raha ela ianao izaho aloha marary
Fa jaloux ny Man


Refrain: Any ho any ianao asa raha mahatsiaro ahy
Any ho any ianao asa raha mahatsiaro ahy
Sa efa nanadino ô , sa efa nanadino ô , sa efa nanadino ô , no , no , no , no , no , no , no


Aza ela Malala , Malala , Malala , Malala (Malala)
Mila ho lasa adala aho
Omaly ihany ny androany
Fa raha mbola eto an-tany
Ny elanelan-tany mampitomany
Rahoviana ianao no ho avy
Mba miangavy aki ny bandy mba aza ela any ianao


Refrain: Any ho any ianao asa raha mahatsiaro ahy
Any ho any ianao asa raha mahatsiaro ahy
Sa efa nanadino ô , sa efa nanadino ô , sa efa nanadino ô , no , no , no , no , no , no , no


·