ANY HO ANY

SULTAN

ANY HO ANY


Hey! malala
any an-tany lavitra any ianao ve mahatsiaro ahy
raha fitiavana matotra baby , aiko ianao fa manana
dia aza ela loatra baby fa marary ahy
mamanala omaly ihany ny androany


refrain :
any ho any ianao asa raha mahatsiaro ahy (2x )
sa efa nanadino o (3x)
no no no no no no no


lazaiko anao baby ny tena marina
mahazo ny man rehefa tena manina
mila tsy ho lany hatr@ hanina
tena mijaly satria ianao io mamy e
fa raha mbola eto an - tany
ny ahy ianao hatrany hatrany
raha ela ianao zaho aloha marary
fa jaloux ny man


refrain :
any ho any ianao asa raha mahatsiaro ahy (2x )
sa efa nanadino o (3x)
no no no no no no no


aza ela malala a
malala malala malala
mila ho lasa adala a
omaly ihany ny androany
fa raha mbola eto an - tany
ny elanelan-tany mampitomany
rahoaviana ianao no ho avy
mba miangavy akia ny bandy , aza ela any ianao


refrain :
any ho any ianao asa raha mahatsiaro ahy (2x )
sa efa nanadino o (3x)
no no no no no no no


·