Any amparany any
Ny Ambasadôrà
Any amparany any
1_
Voalaza fa any am-parany
Misy ady sy korontana
Ka ny olona hifandrafy
Tsy ho tia fifankatiavana
Ref:
Ankehitriny re(Ankehitriny re)
Miharihary izao
Tanteraka avokoa ireo famantarana ireo
Koa anjaranao(anjaranao)
Ny manadihady
Sy mandinika ‘zay mety atao
2_
Voambara koa maro be ireo
Loza hifandimby ka hiseo
Ny mosary, horohoron-tany
Mahatonga fahoriana
Ref
3_
Hifarana hatreo ‘reo korontana
Rehefa ho avy indray ’lay Tompo tia
Filaminana, fiadanana
No hoentiny raha ho avy izyizy
Ref (×3)