Antson'I Ray

Antson'I Ray

Antson’I Ray


Efa mba nosaininao ve?
Hoe :“aiza no hiafaranao raha izao no tonga ny farany e”?
Ala nenina ihany izao antso, mba hiverenanao
Efa ela no niandry anao ny Ray


Ref: (efa nandondona ela tao am-ponao izy) ×4


Ianao dia zanany
Avia re modia
Ataovy izy ho Tompo sy mpamonjy anao
……anao…..


(Vohay fa tsy anenenanao
Azo antoka jiaby ny hoavinao
Dia mahareta hatramin’ny farany eee) ×5


A/C: Rafidimanantsoa Jean Etien


·