Antsom-pitiavana

AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina

Antsom-pitiavana


Antsom-pitiavana avy amin’ (ny) Tompo;
Izao renao izao ka mba meteza re!
Efa ela loatra anie;
Mbola ho lavinao va re?
Fa fitiavan-dehibe n(o) iantsoiny anao.


Tsy mba didy fa safidy no omeny anao;
Tsy ny ngidy fa ny mamy indrindra no ho anao.
Efa ela loatra anie;
Mbola ho lavinao va re?
Fa fitiavan-dehibe n(o) iantsoiny anao.


·