ANTSO
Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna
ANTSO
Midina Tompo Ianao
Ampio izahay hidera Anao
Ianao no Ray tia anay
No herinay ary tanjakay
Izay ho tompoinay
Refrain :
Mandrakizay ny fiderana
Ry Ray sy Zanaka Fanahy
Ho hitanay ny voninahitrao
Ka raiso izahay ho Anao
Avia aty Jeso ô
Mba arovy izahay
Reseo ny fahavalonay
Matoky Anao izahay zanakao
Tafio ny herinao
Refrain :
Mandrakizay ny fiderana…..
Ry fanahy masina
Tariho izahay hanaiky Anao
Fanahy mahery Ianao
Ka ny fonay honenonao
Aza hilaozanao
Refrain :
Mandrakizay ny fiderana…..