Antso
Amboaram-peo Hoby Vontovorona
Antso
Key Eb
1- Antso maiko ho anao,
‘Zao ventesinay izao
Fa Jesoa ilay Mpamonjy anie
Efa niandry ela be.
Refrain :
Indro mandondona izao
Jesoa izay Tomponao
K’aza mba misalasala ianao
raha hanokatra ny fonao.
2-Tapaho ny hevitrao
mba tsy hanenenanao,
Ka ario ny ota, nahavoa
ka antòny ny Tomposoa.
Refrain
A/C Zo Toavina Andrianjaka